# Fampahafantarana amin'ny Ankapobeny: Yaveh dia manohy ny firesahany amin'i mosesy sy Arona ny amoin'ny tsy maintsy atao amin'ny Andro Fanavotana. # tsy maintsy mamafy izany eo amin'ny rakotra fanaovam-panavotana izy ary avy eo anoloan'ny rakotra fanaovam-panavotana Arona dia namafy ilay rà amin'ny fomba mitovy tamin'ny nanaovany ny rà'ilay vantotr'omby lahy. Jereo ny nandikanao azy ao amin'ny fampahafantarana teo aloha ao amin'ny 16:14. # Tsy maintsy manao fanavotana ho an'ilay toerana masina izy noho ireo asa maloton'ny vahoakan'Israely Ny fahotan'ireo vahoakan'ireo Israely dia nahatonga ny toerana masina ho maloto. # asa maloto ...fikomiana ...fahotana Ireo teny ireo dia mitovy ny heviny amin'ny ankapobeny. Izy ireo dia manamafy fa ireo vahoaka dia efa nanao ireo karazam-pahotana rehetra. # asa maloto Ny asa feno fahotana izay mahatonaga ny olona ho tsy sitrak'Andriamanitra dia resahina toy ny hoe maloto ara-bakiteny. # amin'ny fanatrehan'ireo asa maloton'izy ireo Ny andian-teny "ireo asa maloton'izy ireo" dia mampiseho ireo vahoaka izay manao asa feno fahotana. DH: "eo anatrehan'ny olona izay manao asa feno fahotana"