plt_tn/lev/14/01.md

12 lines
439 B
Markdown

# Fampahafantarana amin'ny Ankapobeny:
Yaveh dia miresaka amin'i Mosesy sy Arona ny amin'ny tsy maintsy ataon'ny olona rehefa misy olona sasana aretin-koditra.
# amin'ny andro fanadiovana azy
Io dia manondro ny andro izay hanambaran'ny mpisorona azy ho madio araka ny fombafomba.
# Tsy maintsy entina any amin'ny mpisorona izy
DH: "tsy maintsy entin'ny olona any amin'ny mpisorona izy" na "tsy maintsy mankany amin' ny mpisorona izy"