plt_tn/lev/14/01.md

439 B

Fampahafantarana amin'ny Ankapobeny:

Yaveh dia miresaka amin'i Mosesy sy Arona ny amin'ny tsy maintsy ataon'ny olona rehefa misy olona sasana aretin-koditra.

amin'ny andro fanadiovana azy

Io dia manondro ny andro izay hanambaran'ny mpisorona azy ho madio araka ny fombafomba.

Tsy maintsy entina any amin'ny mpisorona izy

DH: "tsy maintsy entin'ny olona any amin'ny mpisorona izy" na "tsy maintsy mankany amin' ny mpisorona izy"