# Fampahafantarana amin'ny Ankapobeny: Yaveh dia miresaka amin'i Mosesy sy Arona ny amin'ny tsy maintsy ataon'ny olona rehefa misy olona sasana aretin-koditra. # amin'ny andro fanadiovana azy Io dia manondro ny andro izay hanambaran'ny mpisorona azy ho madio araka ny fombafomba. # Tsy maintsy entina any amin'ny mpisorona izy DH: "tsy maintsy entin'ny olona any amin'ny mpisorona izy" na "tsy maintsy mankany amin' ny mpisorona izy"