plt_tn/lev/13/53.md

645 B

dia hibaiko azy ireo izy

"dia hibaiko ny tompony ilay mpisorona" Eto ny mpisorona dia milaza izay tsy maintsy atao amin'ny zavatra ao an-tokantrano izay mety ho nifindra'ilay aretina.

izay nahitana ilay maty fotsy

DH: "izay nahitan'izy ireo ilay maty fotsy"

rehefa voasasa ilay zavatra misy maty fotsy

DH: "taorian'ny nanasana ilay zavatra nisy maty fotsy"

maloto foana izany

Ny zavatra izay nambaran'Andriamanitra ho tsy mendrika kasihan'ny olona dia resahina toy ny hoe maloto ara-bakiteny.

Tsy maintsy doranareo ilay singa

Eto, ny "-nareo" dia tsy manondro manokana ireo mpisorona, fa ny olona izay tsy mandoro ilay singa.