# dia hibaiko azy ireo izy "dia hibaiko ny tompony ilay mpisorona" Eto ny mpisorona dia milaza izay tsy maintsy atao amin'ny zavatra ao an-tokantrano izay mety ho nifindra'ilay aretina. # izay nahitana ilay maty fotsy DH: "izay nahitan'izy ireo ilay maty fotsy" # rehefa voasasa ilay zavatra misy maty fotsy DH: "taorian'ny nanasana ilay zavatra nisy maty fotsy" # maloto foana izany Ny zavatra izay nambaran'Andriamanitra ho tsy mendrika kasihan'ny olona dia resahina toy ny hoe maloto ara-bakiteny. # Tsy maintsy doranareo ilay singa Eto, ny "-nareo" dia tsy manondro manokana ireo mpisorona, fa ny olona izay tsy mandoro ilay singa.