plt_tn/lev/13/53.md

20 lines
645 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# dia hibaiko azy ireo izy
"dia hibaiko ny tompony ilay mpisorona" Eto ny mpisorona dia milaza izay tsy maintsy atao amin'ny zavatra ao an-tokantrano izay mety ho nifindra'ilay aretina.
# izay nahitana ilay maty fotsy
DH: "izay nahitan'izy ireo ilay maty fotsy"
# rehefa voasasa ilay zavatra misy maty fotsy
DH: "taorian'ny nanasana ilay zavatra nisy maty fotsy"
# maloto foana izany
Ny zavatra izay nambaran'Andriamanitra ho tsy mendrika kasihan'ny olona dia resahina toy ny hoe maloto ara-bakiteny.
# Tsy maintsy doranareo ilay singa
Eto, ny "-nareo" dia tsy manondro manokana ireo mpisorona, fa ny olona izay tsy mandoro ilay singa.