plt_tn/lev/13/15.md

559 B

Tsy maintsy ...manambara azy ho maloto satria maloto ilay nofo mangana

Ny olona izay tsy azon'ny olon-kafa kasihana dia resahina toy ny hoe maloto ara-bakiteny.

manambara azy ho maloto

Eto, ny "azy" dia manondro ilay olona izay misy aretin-koditra.

nofo mangana

Adikao tahaka ny nanaovana azy tao amin'ny 13:9 ireo teny ireo.

areti-mifindra

Adikao tahaka ny nanaovana azy tao amin'ny 13:3 ireo teny ireo.

hanambara ilay olona ho madio ilay mpisorona

Ny olona izay tsy azon'ny olon-kafa kasihana dia resahina toy ny hoe maloto ara-bakiteny.