# Tsy maintsy ...manambara azy ho maloto satria maloto ilay nofo mangana Ny olona izay tsy azon'ny olon-kafa kasihana dia resahina toy ny hoe maloto ara-bakiteny. # manambara azy ho maloto Eto, ny "azy" dia manondro ilay olona izay misy aretin-koditra. # nofo mangana Adikao tahaka ny nanaovana azy tao amin'ny 13:9 ireo teny ireo. # areti-mifindra Adikao tahaka ny nanaovana azy tao amin'ny 13:3 ireo teny ireo. # hanambara ilay olona ho madio ilay mpisorona Ny olona izay tsy azon'ny olon-kafa kasihana dia resahina toy ny hoe maloto ara-bakiteny.