plt_tn/lev/13/15.md

20 lines
559 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# Tsy maintsy ...manambara azy ho maloto satria maloto ilay nofo mangana
Ny olona izay tsy azon'ny olon-kafa kasihana dia resahina toy ny hoe maloto ara-bakiteny.
# manambara azy ho maloto
Eto, ny "azy" dia manondro ilay olona izay misy aretin-koditra.
# nofo mangana
Adikao tahaka ny nanaovana azy tao amin'ny 13:9 ireo teny ireo.
# areti-mifindra
Adikao tahaka ny nanaovana azy tao amin'ny 13:3 ireo teny ireo.
# hanambara ilay olona ho madio ilay mpisorona
Ny olona izay tsy azon'ny olon-kafa kasihana dia resahina toy ny hoe maloto ara-bakiteny.