plt_tn/lev/12/01.md

12 lines
399 B
Markdown

# haloto ...izy
Ny vehivavy izay tsy azon'ny olona hafa hasihana satria misy rà mivoaka avy ao an-kibo dia resahina toy ny hoe maloto ara-bakiteny.
# mandritr'ireo andro fadimbolany
Io dia manondro ny fotoana izay mampisy rà mivoaka avy ao an-kibon'ny vehivavy.
# aoka hoforaina ny lohatsitsin'ny zazalahy
Ny mpisorona ihany no afaka manao izany. DH: "aoka ny mpisorona hamora ireo zazalahy"