plt_tn/lev/12/01.md

399 B

haloto ...izy

Ny vehivavy izay tsy azon'ny olona hafa hasihana satria misy rà mivoaka avy ao an-kibo dia resahina toy ny hoe maloto ara-bakiteny.

mandritr'ireo andro fadimbolany

Io dia manondro ny fotoana izay mampisy rà mivoaka avy ao an-kibon'ny vehivavy.

aoka hoforaina ny lohatsitsin'ny zazalahy

Ny mpisorona ihany no afaka manao izany. DH: "aoka ny mpisorona hamora ireo zazalahy"