# haloto ...izy Ny vehivavy izay tsy azon'ny olona hafa hasihana satria misy rà mivoaka avy ao an-kibo dia resahina toy ny hoe maloto ara-bakiteny. # mandritr'ireo andro fadimbolany Io dia manondro ny fotoana izay mampisy rà mivoaka avy ao an-kibon'ny vehivavy. # aoka hoforaina ny lohatsitsin'ny zazalahy Ny mpisorona ihany no afaka manao izany. DH: "aoka ny mpisorona hamora ireo zazalahy"