plt_tn/lev/11/41.md

16 lines
355 B
Markdown

# Fampahafantarana amin'ny Ankapobeny:
Yaveh dia manohy ny firesahany amin'i Mosesy sy Arona ireo biby izay heverina ho maloto ho an'ny olona.
# dia hankahalaina
DH: "aoka ho halanareo" na "aoka ho lavinareo"
# aoka tsy hohanina izany
DH: "aoka tsy hohaninareo izany"
# hankahalaina ireo
DH: "hankahala an'ireo ianareo" na "handà an'ireo ianareo"