plt_tn/lev/11/41.md

355 B

Fampahafantarana amin'ny Ankapobeny:

Yaveh dia manohy ny firesahany amin'i Mosesy sy Arona ireo biby izay heverina ho maloto ho an'ny olona.

dia hankahalaina

DH: "aoka ho halanareo" na "aoka ho lavinareo"

aoka tsy hohanina izany

DH: "aoka tsy hohaninareo izany"

hankahalaina ireo

DH: "hankahala an'ireo ianareo" na "handà an'ireo ianareo"