# Fampahafantarana amin'ny Ankapobeny: Yaveh dia manohy ny firesahany amin'i Mosesy sy Arona ireo biby izay heverina ho maloto ho an'ny olona. # dia hankahalaina DH: "aoka ho halanareo" na "aoka ho lavinareo" # aoka tsy hohanina izany DH: "aoka tsy hohaninareo izany" # hankahalaina ireo DH: "hankahala an'ireo ianareo" na "handà an'ireo ianareo"