plt_tn/lev/11/39.md

255 B

dia haloto mandra-paharivan'ny andro ilay nikasika ny fatiny

Ny olona izay tsy eken'ny sitrapon'Andriamanitra satria nikasika fatim-biby izy dia resahina toy ny hoe maloto ara-bakiteny izy.

mandra-paharivan'ny andro

"mandra-pilentiky ny masoandro"