plt_tn/lev/11/39.md

8 lines
255 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# dia haloto mandra-paharivan'ny andro ilay nikasika ny fatiny
Ny olona izay tsy eken'ny sitrapon'Andriamanitra satria nikasika fatim-biby izy dia resahina toy ny hoe maloto ara-bakiteny izy.
# mandra-paharivan'ny andro
"mandra-pilentiky ny masoandro"