# dia haloto mandra-paharivan'ny andro ilay nikasika ny fatiny Ny olona izay tsy eken'ny sitrapon'Andriamanitra satria nikasika fatim-biby izy dia resahina toy ny hoe maloto ara-bakiteny izy. # mandra-paharivan'ny andro "mandra-pilentiky ny masoandro"