plt_tn/lev/11/29.md

16 lines
581 B
Markdown

# Fampahafantarana amin'ny Ankapobeny:
Yaveh dia manohy ny firesahany amin'i Mosesy sy Arona ireo biby izay heverina ho maloto ho an'ny olona.
# ireto avy ireo biby izay haloto ho anareo
Ireo biby izay ambaran'Andriamanitra ho tsy mendrika ny ho kasihana na ho hanin'ny olona dia resahina toy ny hoe maloto ara-bakiteny ireo.
# ny kionkiona
Biby madinika miloko volontany ny volony izay mihinana vorona sy ny biby kely
# androngo lehibe rehetra, ny katsatsaka, ny anakà, ny androngo, ny androngom-pasika, ary ny tanalahy
Ireo dia karazam-biby mandady misy tongotra efatra.