# Fampahafantarana amin'ny Ankapobeny: Yaveh dia manohy ny firesahany amin'i Mosesy sy Arona ireo biby izay heverina ho maloto ho an'ny olona. # ireto avy ireo biby izay haloto ho anareo Ireo biby izay ambaran'Andriamanitra ho tsy mendrika ny ho kasihana na ho hanin'ny olona dia resahina toy ny hoe maloto ara-bakiteny ireo. # ny kionkiona Biby madinika miloko volontany ny volony izay mihinana vorona sy ny biby kely # androngo lehibe rehetra, ny katsatsaka, ny anakà, ny androngo, ny androngom-pasika, ary ny tanalahy Ireo dia karazam-biby mandady misy tongotra efatra.