plt_tn/lev/11/29.md

581 B

Fampahafantarana amin'ny Ankapobeny:

Yaveh dia manohy ny firesahany amin'i Mosesy sy Arona ireo biby izay heverina ho maloto ho an'ny olona.

ireto avy ireo biby izay haloto ho anareo

Ireo biby izay ambaran'Andriamanitra ho tsy mendrika ny ho kasihana na ho hanin'ny olona dia resahina toy ny hoe maloto ara-bakiteny ireo.

ny kionkiona

Biby madinika miloko volontany ny volony izay mihinana vorona sy ny biby kely

androngo lehibe rehetra, ny katsatsaka, ny anakà, ny androngo, ny androngom-pasika, ary ny tanalahy

Ireo dia karazam-biby mandady misy tongotra efatra.