plt_tn/lev/10/05.md

914 B

Koa nanatona akaiky izy ireo

"Koa nanatona akaiky i Misaela sy Elzafana"

nitondra azy ireo mbola nanao ny akanjo lava maha-mpisorona azy ireo

Nitondra ny fatin'i Nadaba sy Abiho izay samy mbola teny an-kodiny ny akanjo lava maha-mpisorona azy

Eleazara ...Itamara

Ireo dia anaran-dehilahy.

Aza avela hisaritaka ny volo eo an-dohanareo, ary aza rovitina ny akanjonareo

Miteny amin'i Arona sy ireo zanany lahy ny mba tsy hanehoan'izy ireo mariky ny alahelo mafy na fisaonana ety ivelany i Yaveh.

tsy ho tezitra amin'ny fiangonana rehetra

Eto, ny "fiangonana" dia midika ilay fihaonamben'Israely iray manontolo, fa tsy vondron'ny mpitarika ihany. DH: "aza tezitra amin'ireo vahoakan'Israely rehetra"

ny taranak'Israely rehetra

Ny "taranaka" eto dia mampiseho ireo vahoaka. DH: "ireo vahoakan'Israely rehetra

an'ireo izay nodoran'ny afon'i Yaveh

"an'ireo izay nodoran'i yaveh tamin'ny afony"