# Koa nanatona akaiky izy ireo "Koa nanatona akaiky i Misaela sy Elzafana" # nitondra azy ireo mbola nanao ny akanjo lava maha-mpisorona azy ireo Nitondra ny fatin'i Nadaba sy Abiho izay samy mbola teny an-kodiny ny akanjo lava maha-mpisorona azy # Eleazara ...Itamara Ireo dia anaran-dehilahy. # Aza avela hisaritaka ny volo eo an-dohanareo, ary aza rovitina ny akanjonareo Miteny amin'i Arona sy ireo zanany lahy ny mba tsy hanehoan'izy ireo mariky ny alahelo mafy na fisaonana ety ivelany i Yaveh. # tsy ho tezitra amin'ny fiangonana rehetra Eto, ny "fiangonana" dia midika ilay fihaonamben'Israely iray manontolo, fa tsy vondron'ny mpitarika ihany. DH: "aza tezitra amin'ireo vahoakan'Israely rehetra" # ny taranak'Israely rehetra Ny "taranaka" eto dia mampiseho ireo vahoaka. DH: "ireo vahoakan'Israely rehetra # an'ireo izay nodoran'ny afon'i Yaveh "an'ireo izay nodoran'i yaveh tamin'ny afony"