plt_tn/lev/10/05.md

28 lines
914 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# Koa nanatona akaiky izy ireo
"Koa nanatona akaiky i Misaela sy Elzafana"
# nitondra azy ireo mbola nanao ny akanjo lava maha-mpisorona azy ireo
Nitondra ny fatin'i Nadaba sy Abiho izay samy mbola teny an-kodiny ny akanjo lava maha-mpisorona azy
# Eleazara ...Itamara
Ireo dia anaran-dehilahy.
# Aza avela hisaritaka ny volo eo an-dohanareo, ary aza rovitina ny akanjonareo
Miteny amin'i Arona sy ireo zanany lahy ny mba tsy hanehoan'izy ireo mariky ny alahelo mafy na fisaonana ety ivelany i Yaveh.
# tsy ho tezitra amin'ny fiangonana rehetra
Eto, ny "fiangonana" dia midika ilay fihaonamben'Israely iray manontolo, fa tsy vondron'ny mpitarika ihany. DH: "aza tezitra amin'ireo vahoakan'Israely rehetra"
# ny taranak'Israely rehetra
Ny "taranaka" eto dia mampiseho ireo vahoaka. DH: "ireo vahoakan'Israely rehetra
# an'ireo izay nodoran'ny afon'i Yaveh
"an'ireo izay nodoran'i yaveh tamin'ny afony"