plt_tn/lev/08/25.md

28 lines
1.0 KiB
Markdown

# tao anatiny
Io dia ny vavoniny sy ny tsinainy. Jereo ny nandikanao azy ao amin'ny 1:7.
# aty ...voa
Adikao tahaka ny nandiakanao azy ao amin'ny 3:3 ireo teny ireo.
# feny havanana
Faritry ny tongotra eo ambonin'ny lohalika. Jereo ny nandikanao azy ao amin'ny 7:31.
# harona fitoera-mofo tsy misy lalivay izay teo anatrehan'i Yaveh
Io dia tsy manondro ny toeran'ilay harona misy mofo. Ny mofo izay natolotr'i Mosesy manokana ho an'i Yaveh no tian'izany holazaina.
# Napetrany teny an-tanan'i Arona sy ny tanan'ireo zanany lahy avokoa ireo
Eto, ny "tanana" dia mampiseho ilay olona iray manontolo. DH: "omeo an'i Arona sy ireo zanany lahy avokoa ireo"
# nahevahevany teo anatrehan'i Yaveh ireo mba ho fanatitra ahevaheva
Izany dia midika fa nanolotra ilay fanatitra i Arona sy ireo zanany lahy. Ny ika fenon'io fanambarana io dia azo atao mazava. DH: "Nanevaheva ireo teo anatrehan'i Yaveh ho fanatitra ahevaheva izy ireo"
# nahevahevany ...ireo
Io dia fihetsika famantarana izay manolotra manokana ilay fanatitra ho an'i Yaveh.