plt_tn/lev/08/25.md

1.0 KiB

tao anatiny

Io dia ny vavoniny sy ny tsinainy. Jereo ny nandikanao azy ao amin'ny 1:7.

aty ...voa

Adikao tahaka ny nandiakanao azy ao amin'ny 3:3 ireo teny ireo.

feny havanana

Faritry ny tongotra eo ambonin'ny lohalika. Jereo ny nandikanao azy ao amin'ny 7:31.

harona fitoera-mofo tsy misy lalivay izay teo anatrehan'i Yaveh

Io dia tsy manondro ny toeran'ilay harona misy mofo. Ny mofo izay natolotr'i Mosesy manokana ho an'i Yaveh no tian'izany holazaina.

Napetrany teny an-tanan'i Arona sy ny tanan'ireo zanany lahy avokoa ireo

Eto, ny "tanana" dia mampiseho ilay olona iray manontolo. DH: "omeo an'i Arona sy ireo zanany lahy avokoa ireo"

nahevahevany teo anatrehan'i Yaveh ireo mba ho fanatitra ahevaheva

Izany dia midika fa nanolotra ilay fanatitra i Arona sy ireo zanany lahy. Ny ika fenon'io fanambarana io dia azo atao mazava. DH: "Nanevaheva ireo teo anatrehan'i Yaveh ho fanatitra ahevaheva izy ireo"

nahevahevany ...ireo

Io dia fihetsika famantarana izay manolotra manokana ilay fanatitra ho an'i Yaveh.