# tao anatiny Io dia ny vavoniny sy ny tsinainy. Jereo ny nandikanao azy ao amin'ny 1:7. # aty ...voa Adikao tahaka ny nandiakanao azy ao amin'ny 3:3 ireo teny ireo. # feny havanana Faritry ny tongotra eo ambonin'ny lohalika. Jereo ny nandikanao azy ao amin'ny 7:31. # harona fitoera-mofo tsy misy lalivay izay teo anatrehan'i Yaveh Io dia tsy manondro ny toeran'ilay harona misy mofo. Ny mofo izay natolotr'i Mosesy manokana ho an'i Yaveh no tian'izany holazaina. # Napetrany teny an-tanan'i Arona sy ny tanan'ireo zanany lahy avokoa ireo Eto, ny "tanana" dia mampiseho ilay olona iray manontolo. DH: "omeo an'i Arona sy ireo zanany lahy avokoa ireo" # nahevahevany teo anatrehan'i Yaveh ireo mba ho fanatitra ahevaheva Izany dia midika fa nanolotra ilay fanatitra i Arona sy ireo zanany lahy. Ny ika fenon'io fanambarana io dia azo atao mazava. DH: "Nanevaheva ireo teo anatrehan'i Yaveh ho fanatitra ahevaheva izy ireo" # nahevahevany ...ireo Io dia fihetsika famantarana izay manolotra manokana ilay fanatitra ho an'i Yaveh.