plt_tn/lev/08/20.md

12 lines
375 B
Markdown

# Notetehiny ilay ondry lahy
"Notetehin'i Mosesy ilay ondry lahy"
# namoaka hanitra maverovero
Ny fahafahampon'i Yaveh amin'ny mpanompo tso-po manatitra ny fanatitra dia resahina toy ny hoe afapo ny amin'ilay hanitr'ilay fanatitra dorana Yaveh. Jereo ny nandikanao an'io tao amin'ny 1:7.
# fanatitra natao tamin'ny afo ho an'i Yaveh
DH: "fanatitra dorana ho an'i Yaveh"