plt_tn/lev/08/20.md

375 B

Notetehiny ilay ondry lahy

"Notetehin'i Mosesy ilay ondry lahy"

namoaka hanitra maverovero

Ny fahafahampon'i Yaveh amin'ny mpanompo tso-po manatitra ny fanatitra dia resahina toy ny hoe afapo ny amin'ilay hanitr'ilay fanatitra dorana Yaveh. Jereo ny nandikanao an'io tao amin'ny 1:7.

fanatitra natao tamin'ny afo ho an'i Yaveh

DH: "fanatitra dorana ho an'i Yaveh"