# Notetehiny ilay ondry lahy "Notetehin'i Mosesy ilay ondry lahy" # namoaka hanitra maverovero Ny fahafahampon'i Yaveh amin'ny mpanompo tso-po manatitra ny fanatitra dia resahina toy ny hoe afapo ny amin'ilay hanitr'ilay fanatitra dorana Yaveh. Jereo ny nandikanao an'io tao amin'ny 1:7. # fanatitra natao tamin'ny afo ho an'i Yaveh DH: "fanatitra dorana ho an'i Yaveh"