plt_tn/lev/08/06.md

16 lines
457 B
Markdown

# nosasainy tamin'ny rano izy ireo
Io dia fihetsika manamarika. Izany dia fombafomba fanadiovana izay manomana azy ireo ho mpisorona.
# akanjo lava ... hetra ... tohitena ... efoda ... lamba voatenona madinika
lamba voatenona - Ireo dia fitafiana manaokana izay nandidian'i Yaveh mba hamboarin'ireo vahoaka ho an'ireo mpisorona.
# hetra
singan-damba lavalava izay afehy manodidina ny andilana na tratra
# nafatony teo aminy
"nafehiny manodidina azy"