plt_tn/lev/08/06.md

457 B

nosasainy tamin'ny rano izy ireo

Io dia fihetsika manamarika. Izany dia fombafomba fanadiovana izay manomana azy ireo ho mpisorona.

akanjo lava ... hetra ... tohitena ... efoda ... lamba voatenona madinika

lamba voatenona - Ireo dia fitafiana manaokana izay nandidian'i Yaveh mba hamboarin'ireo vahoaka ho an'ireo mpisorona.

hetra

singan-damba lavalava izay afehy manodidina ny andilana na tratra

nafatony teo aminy

"nafehiny manodidina azy"