# nosasainy tamin'ny rano izy ireo Io dia fihetsika manamarika. Izany dia fombafomba fanadiovana izay manomana azy ireo ho mpisorona. # akanjo lava ... hetra ... tohitena ... efoda ... lamba voatenona madinika lamba voatenona - Ireo dia fitafiana manaokana izay nandidian'i Yaveh mba hamboarin'ireo vahoaka ho an'ireo mpisorona. # hetra singan-damba lavalava izay afehy manodidina ny andilana na tratra # nafatony teo aminy "nafehiny manodidina azy"