plt_tn/lev/07/35.md

16 lines
404 B
Markdown

# ny fanatitra natao tamin'ny afo ho an'i Yaveh
DH: "ny fanatitra dorana ho an'i Yaveh"
# izay nandidian'i Yaveh homena azy ireo avy amin'ny vahoakan'Israely
DH: "izay nandidian'i Yaveh ireo vahoakan'Israely mba homena azy ireo"
# nanosorany ny mpisorona
"izay nanosoran'i Mosesy ireo mpisorona"
# hatramin'ny taranaka fara-mandimby
Adikao tahaka ny nandikanao azy ao amin'ny 3:15 ireo teny ireo.