# ny fanatitra natao tamin'ny afo ho an'i Yaveh DH: "ny fanatitra dorana ho an'i Yaveh" # izay nandidian'i Yaveh homena azy ireo avy amin'ny vahoakan'Israely DH: "izay nandidian'i Yaveh ireo vahoakan'Israely mba homena azy ireo" # nanosorany ny mpisorona "izay nanosoran'i Mosesy ireo mpisorona" # hatramin'ny taranaka fara-mandimby Adikao tahaka ny nandikanao azy ao amin'ny 3:15 ireo teny ireo.