plt_tn/lev/07/35.md

404 B

ny fanatitra natao tamin'ny afo ho an'i Yaveh

DH: "ny fanatitra dorana ho an'i Yaveh"

izay nandidian'i Yaveh homena azy ireo avy amin'ny vahoakan'Israely

DH: "izay nandidian'i Yaveh ireo vahoakan'Israely mba homena azy ireo"

nanosorany ny mpisorona

"izay nanosoran'i Mosesy ireo mpisorona"

hatramin'ny taranaka fara-mandimby

Adikao tahaka ny nandikanao azy ao amin'ny 3:15 ireo teny ireo.