plt_tn/lev/07/25.md

16 lines
507 B
Markdown

# sorona natao tamin'ny afo
DH: "fanatitra dorana"
# aoka ho esorina amin'ny vahoakany izany olona izany
Ny olona voahilika tao amin'ny fiaraha-monina dia resahina toy ny hoe efa voaroaka tsy ho eo amin'ny olony, tahaka ny olona iray mandrovitra singan-damba na manapaka rantsana avy amin'ny hazo iray. Jereo ny nandikanao aza ao amin'ny 7:19.
# Aoka ianareo tsy hihinana rà
"Aoka tsy hihinana rà ianareo"
# ao an-tranonareo
"ao amin'ny tranonareo tsirairay avy" na "na aiza na aiza ipetrahanareo"