# sorona natao tamin'ny afo DH: "fanatitra dorana" # aoka ho esorina amin'ny vahoakany izany olona izany Ny olona voahilika tao amin'ny fiaraha-monina dia resahina toy ny hoe efa voaroaka tsy ho eo amin'ny olony, tahaka ny olona iray mandrovitra singan-damba na manapaka rantsana avy amin'ny hazo iray. Jereo ny nandikanao aza ao amin'ny 7:19. # Aoka ianareo tsy hihinana rà "Aoka tsy hihinana rà ianareo" # ao an-tranonareo "ao amin'ny tranonareo tsirairay avy" na "na aiza na aiza ipetrahanareo"