plt_tn/lev/07/25.md

507 B

sorona natao tamin'ny afo

DH: "fanatitra dorana"

aoka ho esorina amin'ny vahoakany izany olona izany

Ny olona voahilika tao amin'ny fiaraha-monina dia resahina toy ny hoe efa voaroaka tsy ho eo amin'ny olony, tahaka ny olona iray mandrovitra singan-damba na manapaka rantsana avy amin'ny hazo iray. Jereo ny nandikanao aza ao amin'ny 7:19.

Aoka ianareo tsy hihinana rà

"Aoka tsy hihinana rà ianareo"

ao an-tranonareo

"ao amin'ny tranonareo tsirairay avy" na "na aiza na aiza ipetrahanareo"