plt_tn/lev/07/21.md

674 B

zavatra maloto

Zavatra izay voalazan'Andriamanitra ho tsy mendrika kasihana na hohanina dia resahina toy ny hoe maloto ara-batana.

na fahalotoan'olona, na biby maloto

Eto, ny "olona" dia manondro ny olombelona rehetra amin'ny ankapobeny. DH: "na an'ny olona na an'ny biby"

na zavatra maloto sy maharikoriko hafa

"na zavatra maloto izay maharikoriko an'i Yaveh"

aoka izany olona izany ho esorina eo amin'ny vahoakany

Ny olona voahilika tao amin'ny fiaraha-monina dia resahina toy ny hoe efa voaroaka tsy ho eo amin'ny olony, tahaka ny olona iray mandrovitra singan-damba na manapaka rantsana avy amin'ny hazo iray. Jereo fomba nandikana an'io ao amin'ny 7:19.