# zavatra maloto Zavatra izay voalazan'Andriamanitra ho tsy mendrika kasihana na hohanina dia resahina toy ny hoe maloto ara-batana. # na fahalotoan'olona, na biby maloto Eto, ny "olona" dia manondro ny olombelona rehetra amin'ny ankapobeny. DH: "na an'ny olona na an'ny biby" # na zavatra maloto sy maharikoriko hafa "na zavatra maloto izay maharikoriko an'i Yaveh" # aoka izany olona izany ho esorina eo amin'ny vahoakany Ny olona voahilika tao amin'ny fiaraha-monina dia resahina toy ny hoe efa voaroaka tsy ho eo amin'ny olony, tahaka ny olona iray mandrovitra singan-damba na manapaka rantsana avy amin'ny hazo iray. Jereo fomba nandikana an'io ao amin'ny 7:19.