plt_tn/lev/07/21.md

16 lines
674 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# zavatra maloto
Zavatra izay voalazan'Andriamanitra ho tsy mendrika kasihana na hohanina dia resahina toy ny hoe maloto ara-batana.
# na fahalotoan'olona, na biby maloto
Eto, ny "olona" dia manondro ny olombelona rehetra amin'ny ankapobeny. DH: "na an'ny olona na an'ny biby"
# na zavatra maloto sy maharikoriko hafa
"na zavatra maloto izay maharikoriko an'i Yaveh"
# aoka izany olona izany ho esorina eo amin'ny vahoakany
Ny olona voahilika tao amin'ny fiaraha-monina dia resahina toy ny hoe efa voaroaka tsy ho eo amin'ny olony, tahaka ny olona iray mandrovitra singan-damba na manapaka rantsana avy amin'ny hazo iray. Jereo fomba nandikana an'io ao amin'ny 7:19.