plt_tn/lev/06/24.md

24 lines
864 B
Markdown

# Niteny tamin'i Mosesy indray i Yaveh, nanao hoe: 25"Mitenena amin'i Arona sy ireo zanany lahy, manao hoe:
DH: "Niteny tamin'i Mosesy indray i Yaveh ary naniraka azy hiteny amin'i Arona sy ireo zanany lahy, manao hoe: 'Izao no lalàna"
# Mitenena amin'i Arona sy ireo zanany lahy
Yaveh dia miteny amin'i Arona sy ireo zanany lahy, saingy ireo didy amam-pitsipika ireo dia mihatra amin'ireo mpisorona izay manatanteraka ny sorona. Ny dika fenon'io fanambarana io dia azo atao mazava.
# Ny fanatitra nohon'ny fahotana dia tsy maintsy vonoina eo amin'ny ...eo anoloan'i Yaveh
Azo hazavaina fa io dia manondro ny ilany avaratry ny alitara.
# Ny fanatitra nohon'ny fahotana dia tsy maintsy vonoina
DH: "tsy mamono ny fanatitra nohon'ny fahotana ianareo"
# eo anoloan'i Yaveh
"eo amin'i Yaveh"
# Tsy maintsy hohanina
DH: "tsy maintsy mihinana izany ianareo"