plt_tn/lev/06/24.md

864 B

Niteny tamin'i Mosesy indray i Yaveh, nanao hoe: 25"Mitenena amin'i Arona sy ireo zanany lahy, manao hoe:

DH: "Niteny tamin'i Mosesy indray i Yaveh ary naniraka azy hiteny amin'i Arona sy ireo zanany lahy, manao hoe: 'Izao no lalàna"

Mitenena amin'i Arona sy ireo zanany lahy

Yaveh dia miteny amin'i Arona sy ireo zanany lahy, saingy ireo didy amam-pitsipika ireo dia mihatra amin'ireo mpisorona izay manatanteraka ny sorona. Ny dika fenon'io fanambarana io dia azo atao mazava.

Ny fanatitra nohon'ny fahotana dia tsy maintsy vonoina eo amin'ny ...eo anoloan'i Yaveh

Azo hazavaina fa io dia manondro ny ilany avaratry ny alitara.

Ny fanatitra nohon'ny fahotana dia tsy maintsy vonoina

DH: "tsy mamono ny fanatitra nohon'ny fahotana ianareo"

eo anoloan'i Yaveh

"eo amin'i Yaveh"

Tsy maintsy hohanina

DH: "tsy maintsy mihinana izany ianareo"