# Niteny tamin'i Mosesy indray i Yaveh, nanao hoe: 25"Mitenena amin'i Arona sy ireo zanany lahy, manao hoe: DH: "Niteny tamin'i Mosesy indray i Yaveh ary naniraka azy hiteny amin'i Arona sy ireo zanany lahy, manao hoe: 'Izao no lalàna" # Mitenena amin'i Arona sy ireo zanany lahy Yaveh dia miteny amin'i Arona sy ireo zanany lahy, saingy ireo didy amam-pitsipika ireo dia mihatra amin'ireo mpisorona izay manatanteraka ny sorona. Ny dika fenon'io fanambarana io dia azo atao mazava. # Ny fanatitra nohon'ny fahotana dia tsy maintsy vonoina eo amin'ny ...eo anoloan'i Yaveh Azo hazavaina fa io dia manondro ny ilany avaratry ny alitara. # Ny fanatitra nohon'ny fahotana dia tsy maintsy vonoina DH: "tsy mamono ny fanatitra nohon'ny fahotana ianareo" # eo anoloan'i Yaveh "eo amin'i Yaveh" # Tsy maintsy hohanina DH: "tsy maintsy mihinana izany ianareo"