plt_tn/lev/05/12.md

571 B

Aoka izy hitondra izany

"Aoka izy hitondra ny koba tsara toto"

fanati-pahatsiarovana

Ny iray tanana amin'ny fanatitra voa dia mampiseho ilay fanatitra voa iray manontolo. Izany hoe ilay fanatitra manontolo dia an'i Yaveh. Jereo ny fomba nandikanao an'io tao amin'ny 2:1.

eo an-tampon'ireo fanatitra vita amin'ny afo ho an'i Yaveh

DH: "eo an-tampon'ny fanatitra dorana ho an'iYaveh"

Hanao fanonerana

Ny anarana "fanonerana" dia azo adika amin'ny matoanteny. DH: "hanonitra"

ho voavela izany olona izany

DH: "Hamela ny fahotan'izany olona izany i Yaveh"