# Aoka izy hitondra izany "Aoka izy hitondra ny koba tsara toto" # fanati-pahatsiarovana Ny iray tanana amin'ny fanatitra voa dia mampiseho ilay fanatitra voa iray manontolo. Izany hoe ilay fanatitra manontolo dia an'i Yaveh. Jereo ny fomba nandikanao an'io tao amin'ny 2:1. # eo an-tampon'ireo fanatitra vita amin'ny afo ho an'i Yaveh DH: "eo an-tampon'ny fanatitra dorana ho an'iYaveh" # Hanao fanonerana Ny anarana "fanonerana" dia azo adika amin'ny matoanteny. DH: "hanonitra" # ho voavela izany olona izany DH: "Hamela ny fahotan'izany olona izany i Yaveh"