plt_tn/lev/05/12.md

20 lines
571 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# Aoka izy hitondra izany
"Aoka izy hitondra ny koba tsara toto"
# fanati-pahatsiarovana
Ny iray tanana amin'ny fanatitra voa dia mampiseho ilay fanatitra voa iray manontolo. Izany hoe ilay fanatitra manontolo dia an'i Yaveh. Jereo ny fomba nandikanao an'io tao amin'ny 2:1.
# eo an-tampon'ireo fanatitra vita amin'ny afo ho an'i Yaveh
DH: "eo an-tampon'ny fanatitra dorana ho an'iYaveh"
# Hanao fanonerana
Ny anarana "fanonerana" dia azo adika amin'ny matoanteny. DH: "hanonitra"
# ho voavela izany olona izany
DH: "Hamela ny fahotan'izany olona izany i Yaveh"