plt_tn/lev/05/01.md

16 lines
653 B
Markdown

# Fampahafantarana amin'ny Ankapobeny:
Manohy ny fitenenany amin'i Mosesy izay tsy maintsy ataon'ny olona i Yaveh.
# zavatra izay nilàna ny fijoroany valovolombelona
Ny lalàna Jiosy sy ireo mpitarika dia samy mitaky ny fijoroan'ilay olona raha misy mijoro vavolombelona amin'ny heloka bevava iray. DH: "zavatra izay ilàn'ny mpitsara ny fanambarany"
# voatokan'Andriamanitra ho maloto
Ny zavatra izay nambaran'Andriamanitra ho tsy mendrika kasiana sy hohanin'ny olona dia resahina toy ny hoe maloto ara-bakiteny.
# dia maloto izy
Ny olona izay tsy ankasitrahin'ny sitrapon'Andriamanitra dia reszahina toy ny hoe maloto ara-bakiteny ilay olona.